HALELOIA

 

Endrey ny halalalin'ny haren'Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalàny, ny fitsaràny tsy hita lany ary ny lalany tsy azo fantarina. Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy koa no mihazona azy ary Izy koa no antony, Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena!

(Rom11:33, 36)

 

 

 

 

 

VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY FA MISOKATRA IZAO TRANOKALAM-PIFANDRAISANA IZAO AMIN'NY ANARAN'IJESOSY LOHAN'NY FIANGONANA KA DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA. IZY TOMPO ANIE HIASA BE DIA BE AMIN'ITY SITE ITY HANEHOANA NY VONINAHITR'ANDRIAMANITRA MANDRAKARIVA; DIAMANASA ANAO HIFAMPITANTANA AMINAY AMIN'NY ALALAN'NY FIFANDRAISANTSIKA SY NY FIARAHA-MIASA EO ANIVON'IZAO FITAOVANA FIFANDRAISANA IZAO. AZA MISALASALA MIFANDRAY AMINAY AMIN'NY ADIRESY: E-mail   nicejeanaime@yahoo.fr    

           Tel 00261 33 12 552 28 

                                                                                   00261 20 26 251 68

 

Pasteur RANDRIANARISOA Jean Aimé FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA

GERANT BSF SERVICES Lot II P 79bis  AVARADOHA ANTANANARIVO

 

2 votes. Moyenne 2.50 sur 5.

Commentaires (1)

1. move in move out cleaning dubai 20/02/2020

SpringCleaning provides a comprehensive variety of cleaning services so your premises is wash, sanitised, and even ready designed for occupancy. While services designed for both store-bought buildings and even residential residences, with solutions that can be tailored and even scaled designed for maximum capability and cost-effectivity. So if you are anticipating acquiring that services to a trusted great cleaning small business in Dubai to be able to offer top-of-the-line maintaining solutions which will deliver warranted results, then Shafaf Cleaning can be where just be! move in move out cleaning dubai

Ajouter un commentaire
 

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site